Hiditra magistrat ianao, ny ankamaroany tsy maintsy manao kolikoly vao tafiditra magistrat – Hoy ny Filoha Andry Rajoelina 16 desambra 2018

-

Ny ady amin’ny kolikoly dia tsy maintsy ho atao, ary ho ataoko laharam-pahamehana ; miainga izany any amin’ny fanaovana concours aloha na fifaninanana na io hiditra polisy na zandary na mpiasam-panjakana amin’ny ankapobeny. Manontany tena isika hoe maninona moa no misy tsy matoky, tsy izy rehetra fa ny ampahany amin’ny fitsarana, ny mpitsara, ny avocat.

Ny antony dia na fidirana eny amin’ny ENAM (ENMG) ohatra fantam-poko fantam-pirenena fa any dia efa miatomboka ny kolikoly.

Rehefa hiditra mpiasam-panjakana ianao, tsy maintsy mandoa vola, vao voaray ho mpiasam-panjakana.

 

Hiditra magistrat ianao, ny ankamaroany tsy maintsy manao kolikoly vao tafiditra magistrat. Amin’ny fomba ahoana moa no ahafahandry zareo mamerina ny investissement satria mitady vola izy, ao no mivarotra tany, ao no mivarotra fiara, izay vao tafiditra mpiasam-panjakana na tompon’andraikitra ambony eto anivon’ny firenena.

Izaho izany dia manome toky aloha voalohany fa ho ataoko mangarahara tanteraka daholo ny fifaninanana rehetra rehetra.

 

La Ministre de la Justice HARIMISA Norovololona confirme les dires du PRM Andry RAJOELINA

Parmi les travaux que je suis entrain d’effectuer est l’assainissement des concours d’entrée à l’ENAP ou l’ENMG

Je pense que vous n’aviez pas déboursé les 350 millions ou les 50 millions mais c’est grâce à votre connaissance que vous êtes actuellement à votre place (de personnel pénitentier)
Ministre de la Justice HARIMISA Norovololona

 

 

La lutte contre la corruption au sein de la Justice à Madagascar

2018
19/12/2018

D’après le PRM, Andry Rajoelina, il est de notoriété publique la corruption pour être admis à l’ENMG

D’après le PRM, Andry Rajoelina, il est de notoriété publique la corruption pour être admis à l’ENMG

Ny ady amin’ny kolikoly dia tsy maintsy ho atao, ary ho ataoko laharam-pahamehana ; miainga izany any amin’ny fanaovana concours aloha na fifaninanana na io hiditra polisy na zandary na mpiasam-panjakana amin’ny ankapobeny. Manontany tena isika hoe maninona moa no misy tsy matoky, tsy izy rehetra fa ny ampahany amin’ny fitsarana, ny mpitsara, ny avocat. Ny […]

15/07/2018

Corruption à l’entrée de l’ENMG – dessous de table de 50 à 350 millions pour être admis au sein de l’ENMG ou l’ENAP d’après la ministre de la justice Harimisa Norovololona

Après avoir évoqué l’existence d’un « réseau » d’influence composé de juge, greffier, avocat qui gère le dossier judiciaire dès l’audition à la police judiciaire, lors de l’emission  » fantaro ny fitsarana du 5 juillet 2018, la nouvelle ministre de la Justice Harimisa Noro Vololona évoque un écolage de 50 à 350 millions pour être admis au […]

26/05/2018

La lutte contre la corruption au sein de l’administration judiciaire à Madagascar est mon crédo, Harimisa Norovololona, Ministre de la Justice

La lutte contre la corruption au sein de l’administration judiciaire à Madagascar est mon crédo, Harimisa Norovololona, Ministre de la Justice

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

Latest news

- Advertisement -

Must read

- Advertisement -

You might also likeRELATED
Recommended to you